Quick party des gachyrpzt974!

Quick party des gachyrpzt974!
Kay tena botrabotra ny hamburger mintsy lé joba reto zany.
Eh!nilaysortie kely tsika iny é?
Amini'i hovina ndray ny prochain.
Hey Tah revient nous payer une tournée lool.






Par Ga$yRprzt.
# Posté le jeudi 11 octobre 2007 06:33
Modifié le jeudi 11 octobre 2007 07:30

Tandremo ny masonao!!!!

Tandremo ny masonao!!!!
Manalazy kely any @ Piscine
Ny gachyrpzt974,fa tena mafana loatra lé andro.
Zany lou ry Diam's sy Bina.
Milay ery zany rano zany,eo mitsoraka ry zalah.[lool,mdr]



TO BE CONTINUE


Par Ga$yRprzt.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le lundi 26 novembre 2007 00:03

Tandremo ny masonao!!!!

Tandremo ny masonao!!!!
Zany ny Bina @ nazy zany!!
Otrany nisitona "zamalia" kely tany ndry 'ty vao niditra tato an!!
Fa na dia izany aza sipa kely manja ndry kia Nanady an!!




TO BE CONTINUE




Par Ga$yRprzt.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le lundi 26 novembre 2007 00:25

Lany passeport éé!

Lany passeport éé!
Vita atreto ny piscine party é!
Aminin'ny ovina ndray ny manaraka ry zalah!!
Manao kikou any Fabrina zay tsy nandeA t@ io fotona io!
Ary Sacia tsy hita mintsy,nefa izy dia tao nge.







Par ga$yRprzt.
# Posté le lundi 26 novembre 2007 01:02

Ny vacs tany dago!

Ny vacs tany dago!
Refa jerena dia mapalaelo,
Varina mijery dia malaelo,




Par Ga$yRprzt.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le lundi 17 mars 2008 01:53
Modifié le lundi 17 mars 2008 02:14