Mirado!

Mirado!
"Fan" hony izy,
Eo lty mba ataovy bouche à bouche ry Mirado fa [Fan] hony izy an!
Torana mintsy hony izy t@ lé hiranao:
Tena tiako ianao iny é!









Par Ga$yRprzt.
# Posté le vendredi 14 septembre 2007 06:13
Modifié le vendredi 14 septembre 2007 06:47

Ambondrona!

Ambondrona!
Misy hony ny mirevy MiRADO,
Na ko lé vazovazo,
Fa ny any 'ty hony dia AMBONDRONA,
Ny fitiavany azy otrany olona Vohozona.
Na hirany tahalo,
Na hirany vaovao,
Dia marihana fa reveny avoko.







Par Ga$yRprzt.
# Posté le samedi 15 septembre 2007 07:11
Modifié le samedi 15 septembre 2007 07:46

Lay Mpivatro etananay!

Lay Mpivatro etananay!
Manahona tompoko,
Vao² anao,manahona ny blaogynao zay misy sary vao².











Par Ga$yRprzt.
# Posté le lundi 17 septembre 2007 01:28
Modifié le lundi 17 septembre 2007 03:30

Misy client oh!

Misy client oh!
Inona kay zay atao anao zay madame ohh!
[Mba anovy Pepsi ray azafdy tompoko]











Par Ga$yRprzt.
# Posté le lundi 17 septembre 2007 01:33
Modifié le lundi 17 septembre 2007 02:14

Ty lay etana ohh!

Ty lay etana ohh!
Andraso fa alaiko Madame,
Ray moa izy teo?
[Eny tompoko]









Par Ga$yRprzt.
# Posté le lundi 17 septembre 2007 01:37
Modifié le lundi 17 septembre 2007 02:14