Iza ary Izy reo?

Iza ary Izy reo?
Mipetraka eto La Reunion zahay.
Efa fotona vitsihy no Nifankalalanay.
Ankizy sy tanora ga$y no mampiray anay.
Ny any sasany fianarana no antony fandahozana ny tany(Dago),
Ny sasany kosa ny asa,na ny ray aman-dreny.

Fa zVtra iray No Hitambaranay zay dia ga$y mandrakizay.














Par Ga$yRprzt.
# Posté le samedi 08 septembre 2007 08:26
Modifié le samedi 08 septembre 2007 09:26

Ga$y Unity NUMber 1.
Diam's

Ga$y Unity NUMber 1.                                                                                  Diam's
Izy no Diamondra lé joBa mahalatsaka indrindRa @ Zareo.Rah i blagy!!!
Mianatra any La FAC;nefa vao 17Piges.
Izy sarokenatra fa Sympa sy cool B.
# io Blaogy misy azy io.
'Ty ko mbola misy ray #









Par Ga$yRprzt


# Posté le samedi 08 septembre 2007 08:59
Modifié le mardi 25 septembre 2007 16:07

Ga$y Unity NUMber 2.
Bina

Ga$y Unity NUMber 2.                                                                                  Bina
Izy no Ambintsoa,Sipa tsotra kely.
Hita mintsy hoe mirevy any lé fiainana.
Collège izy,dia 15Piges.
Somary bandibandy zay,Fa $ipa tena milay.
Io hony ny sky any éé Nanady974












Par Ga$yRprzt.


# Posté le samedi 08 septembre 2007 09:18
Modifié le lundi 17 mars 2008 13:33

Ga$y Unity NUMber 3.
Fabi

Ga$y Unity NUMber 3.                                                                                  Fabi
Izy no Fabrina,Joba mpanalahazy B.[indrindra refa tafiaraka @ Diam's]
Mpianatra ny Lycée,mazava ho azy "Mbola zaza B" 15Piges.lool
Tena $ipa coool godaB.
#io Blaogy misy azy rah te hijery.










Par Ga$yRprzt.
# Posté le samedi 08 septembre 2007 09:35
Modifié le mardi 25 septembre 2007 16:24

Ga$y Unity NUMber 4.
Hents

Ga$y Unity NUMber 4.                                                                                  Hents
Izy no Henintsoa,ny $enior ao anaty grpe.
20Piges nefa mbola B déconnage B.(mdr..)
Miasa izy,manao volo no tena Qualité any Joba.
Ary ray @ lé $ipa tsra fanahy sy mafinaritra izy 'ty.










Par Ga$yRprzt.
# Posté le samedi 08 septembre 2007 09:48

Liens promotionnels